Teny iditra gedra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fatotra migoragora, fehy tsy voasintona tsara [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy loosely tied; fatigued, tired. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Lâche, mal lié [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra gedragedra

Teny iditra gedra
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy a gold chain worn loosely. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay chaine en or que les femmes portent au cou [Abinal 1888]

2013/10/18