Teny iditra gedragedra (gedra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fatotra migoragora, fehy tsy voasintona tsara [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy loosely tied; fatigued, tired. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Lâche, mal lié [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra gedra

2013/12/14