Teny iditra gedrogedro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fimenomenonana miaraka amin' ny taraindraina sy ny endrika mifararemotra. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a harsh noise, a rough sound, a bass voice; jargon. See gadragadra [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Plainte, murmure [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 

2017/04/01