Teny iditra gegy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Romotra: Alika gegy
¶ Misafoaky ny hatezerana: Olona gegy n [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   imprudent, indiscreet, obstinate, foolish, mad. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   enragé [Tankarana] [Abinal 1888, David 1952 (takila G)]
   Imbécile, insolent, fou de colère [Abinal 1888]
   imprudent, indiscret [Tankarana] [David 1952 (takila G)]
Ohatra   Longonareo io laha tsy olobe ka nataoko olo gegy! [Razafiarivony: Harivolana, takila 125]
Sampanteny  
Tsipelina hafa  
Fitovian-keviteny   gegigegy
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra gegy
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   the shallow water when the tide has receded. See kara [Provincial] [Richardson 1885]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/17