Teny iditra gehezo (gehy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao gehezina [fitanisana]
Ohatra 
1Gehezo ny entana sao miboraka [Rajemisa 1985]
2Gehezo ny entana (Serrez, liez fortement le paquet) [Abinal 1888]
3Gehezo ny namanao (Etreignez votre camarade) [Abinal 1888]

2017/08/06