Teny iditra geja
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fihina mafy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   same as gehy and geka [Richardson 1885]
   the act of grasping or seizing [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   action de serrer, d'étreindre [Hallanger 1974]
Ohatra   Ny tsatoka eto, dia geja, fetra, no dikany. [Ndemahasoa: Antakay, takila 43]
Sampanteny  

2017/06/17