Teny iditra gejana (geja)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Fatorana mafy: Gejao ity kofehy
¶ Fihinina, giazana mafy: Aza gejainao ny tanako ~ Vao tonga izy dia nogejainy ny zanany
¶ Terena: Gejao mba hitaon-jejika izy
¶ Tanana, tazonina: Nogejainy tao am-pahitra ny ombiny fa be ny mpangalatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy same as gehezina [Richardson 1885]
Endriteny 
gejana
gejako
gejanao
gejany
gejantsika
gejanay
gejanareo
gejan'
gejan-
gejam-
geja-
nogejana
nogejako
nogejanao
nogejany
nogejantsika
nogejanay
nogejanareo
nogejan'
nogejan-
nogejam-
nogeja-
hogejana
hogejako
hogejanao
hogejany
hogejantsika
hogejanay
hogejanareo
hogejan'
hogejan-
hogejam-
hogeja-
gejao
Tsipelina hafa 
Teny mitovy hevitra gehezina
Teny nalaina 

2012/12/06