Teny iditra gidragidra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Bedibedy, kiankiana, teniteny: Be gidragidra loatra Ramatoa mpampianatra
¶ Fifandirana, adiady, tsy fifanarahan-kevitra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2012/12/06