Teny iditra gidro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy karazam-biby mitovitovy habe amin' ny saka saingy izy lava rambo ary ny tarehiny manana toetra ifandraisany amin' ny olona [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a grey species of lemur, the mongoose lemur. Lemur mongoz, L. Also loosely used for other species, as L. catta, Lepilemur mustelinus, etc. See amboanala. [Comp. Swa. ngedere, a species of monkey; Ar. qird, an ape.] [Richardson 1885]
 any monkey-like creature [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay plusieurs espèces de makis, surtout le noir-gris. Prosienia mongoz [Abinal 1888]
Fanazavàna teny anglisy crowned lemur (Eulemur coronatus)
¶ mongoose lemur (Eulemur mongoz) [Mittermeier: Lemurs]
Fanazavàna teny frantsay maki (gris noir) [Rajemisa: Vakoka]
 singe ou lémurien [Hallanger 1974]
 lémur couronné (Eulemur coronatus)
¶ lémur mongoz (Eulemur mongoz) [Mittermeier: Lemurs]
Voambolana 
Anarana siantifika Eulemur coronatus, Eulemur fulvus, Eulemur mongoz, Lemur catta, Lemur mongoz, Lepilemur mustelinus, Prosienia mongoz
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro
Sary 

Teny iditra gidro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona ratsy tarehy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay laid, figure de singe [Abinal 1888]
 Se disait des gens laids [Veyrières 1913]

Teny iditra gidro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feon-javatra mifampikasoka ka midridridridry, mifandilotra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a creaking noise somewhat louder than dridridridry [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay grincement, le bruit du frottement, le craquement, le cri des rats [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 
Mpitovy hevitra gidrogidro ~ gidroka

Teny iditra gidro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] safiafy [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/10