Teny iditra gidrogidro (gidro)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Feon-javatra mifampikasoka ka midridridr [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a creaking noise somewhat louder than dridridridry [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   grincement, le bruit du frottement, le craquement, le cri des rats [Abinal 1888]
Voambolana  
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   gidro

Nohavaozina tamin' ny 2012/03/03