Teny iditra ginadra (gadra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Voagadra, gadrana, asiana gadra (vy amatorana ny tongotra tsy hahafahana mandositra): Olona efa noginadra iny [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   passive with infix. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   Attaché [Abinal 1888]
Ny bikany  
ginadra
ginadrako
ginadranao
ginadrany
ginadrantsika
ginadranay
ginadranareo
ginadran'
ginadran-
ginadram-
noginadra
noginadrako
noginadranao
noginadrany
noginadrantsika
noginadranay
noginadranareo
noginadran'
noginadran-
noginadram-
hoginadra
hoginadrako
hoginadranao
hoginadrany
hoginadrantsika
hoginadranay
hoginadranareo
hoginadran'
hoginadran-
hoginadram-
Fitovian-keviteny   voagadra

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/13