Teny iditra ginaika (gaika)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Gehina, voafehy mafy: Noginaiky mafy tamin' ny etra ny valahany
¶ Alaina an-keriny: Noginaiky ny mpanjana-tany ny tanin' ny teratany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
ginaika
ginaiko
ginaikao
ginaiky
ginaitsika
ginaikay
ginaikareo
ginaik'
ginai-
noginaika
noginaiko
noginaikao
noginaiky
noginaitsika
noginaikay
noginaikareo
noginaik'
noginai-
hoginaika
hoginaiko
hoginaikao
hoginaiky
hoginaitsika
hoginaikay
hoginaikareo
hoginaik'
hoginai-

2012/06/16