Teny iditra giririoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy feon' angely. [Voambolana: Haibiby: (amin' ny ankapobeny)]
¶ Feo kely lavareny mahadilo sofina. [Voambolana: Fahasalamana]
¶ kiririoka sesilany sady mikarantsana. [Voambolana: Feo] [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay le chant du grillon. [Voambolana: Haibiby: (amin' ny ankapobeny)]
¶ le tintement des oreilles. [Voambolana: Fahasalamana] [Abinal 1888]
Sampanteny 

2013/10/04