Teny iditra gisa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vorona anisan' ny lehibe amin' ny varana ompiana ka nahatonga ny anarany hoe Vorombe; efadrantsana miraikitra sy mitapelaka ny gisa ary fisa-bava lavalava; vorona tsara hena na dia somary sarotsaro-devonina ihany aza [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a goose [Richardson 1885]
Famaritana frantsay oie [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Sampanteny 
Ny fihaviany Anglisy: geese.
Tsipelina hafa 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  vorombe
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny gisa ity (1): Marogisa
Sary 

2013/03/27