Teny iditra gisy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] gisa [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] gisa, vorona fiompy [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] gisa: Efa ny nataon-gisy f'asa ny hataon-kanakana (vita ny nataon-gisa fa asa ny hataon-ganagana) [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   a goose. [Eng. geese.] [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Taisaka] oie [anglais: geese] [Deschamps 1936]
Voambolana  
Tsipelina hafa  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny gisy itý (1): Marogisy

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/27