Teny iditra goa
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] marary maso an'ila [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] poaka (maso), loaka [Rakotosaona 1972]
   [Bara, Tanosy] jamba [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   having lost an eye, or having an eye very sunken. See poa-maso, potsitra. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Taisaka] celui qui a une taie sur l'oeil [Deschamps 1936]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   goake ~ goamaso
Teny nalaina  

2015/09/07