Teny iditra goaibe (goay, be)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Goavana, makadiry: Matsatsara ñy mijaha ñy traño goay ben'Antananarivo laha alin'iñy ny andro ka majava ñy jiro [1.78]
Fanazavàna teny anglisy Huge. [1.2]
 Huge, colossal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay énorme, colossal [1.8]
Tovy hevitra goay ~ goavambe ~ goavana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31