Teny iditra goaika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vorona lehibebe salasalany, mainty ny volony, fa eo amin' ny tendany no misy fotsy mihodidina toa fehivozona; vorona mihinana nofom-biby ny goaika ary malaza ho mpihinana ny voanjon' olona maniry koa. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a crow. Corvus scapulatus, Dand. Gaga, goaga, goaka, goake, goaky are used in the provinces. [Richardson 1885]
 a crow [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay corbeau [Veyrières 1913, Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
Voambolana 
Anarana siantifika Corvus scapulatus
Teny mitovy hevitra gaga ~ goaga ~ goaka ~ goake ~ goaky
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra goaika
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay Se disait des choses semblables [Veyrières 1913]

2017/06/29