Teny iditra goavana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Lehibe makadiry sady lava, ngezabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Huge, immense and good looking. See goay. [1.2]
 Huge, enormous [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Immense. [1.19]
 énorme [1.3, 1.8]
 Grand, corpulent [1.3]
Ohatra 
1Tolona goavana anefa izany. [2.472]
2Goavana izany voalazan' i Lioka ao izany! [2.528]
3Hita fa halatra ity, ary halatra goavana. [2.4]
4Ny lazany dia diso nanjary sary goavana tao amin' ny fanahy antakay. [2.245]
Haiendriteny 
Tsotra : goavana, goavam-
Tovy hevitra goay ~ goaibe ~ goavambe
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31