Teny iditra goay
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   goavana, makadiry: Matsatsara ñy mijaha ñy traño goay ben'Antananarivo laha alin'iñy ny andro ka majava ñy jiro [Tanala] [Rakotosaona 1972]
   Makadiry izaitsizy, ngeza aoka izany: [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   huge. [Richardson 1885]
   huge, colossal [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   immense. [Tankarana] [David 1952 (takila G)]
   énorme, colossal [Hallanger 1974]
Ohatra   Midera an' i Jehovah etý an-tany, Hianareo dragona sy ianareo rano lalina rehetra, Miderà an' ny Tompo etý an-tany, ry biby goay be anaty ranomasina, mbaminareo rehetra ranomasin-dehibe [Baiboly: 23.148.7]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   goaibe ~ goavambe ~ goavana

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/17