Teny iditra goba
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] torabato [Rakotosaona 1972]

Teny iditra goba
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taifasy] saonjo voavaofy andrahoina tsy atao be rano loatra [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra goba
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Vaingana misy tava 6 efamira mitovy ary rirana 12 [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   cube [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Teny iditra Goba
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana anglisy   Gob [Baiboly]
Famaritana frantsay   Gob [Baiboly]
Voambolana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/07