Teny iditra godoñy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taifasy] oram-baratra, varatra [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra godony
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Sakalava] zahatra [Rakotosaona 1972]
Tsipelina hafa  
Fitovian-keviteny   lakakihefo ~ lakatalatala

Teny iditra godony
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Merina, Betsileo] (probablement de godona) Nom donné aux herbes qui poussent très dru dans les terrains cultivés. Surtout : Cynoglossum cernuum Baker et Cynoglossum discolor Baker (Borraginaceae). On les confond souvent avec des Myosotis [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Cynoglossum cernuum, Cynoglossum discolor

2017/12/07