Teny iditra godra
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Mahafaly] Variété de riz à petit grain allongé mais non translucide, cultivé sutout aux environs de Tuléar. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Teny iditra godra
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] for faika
¶ syrup, confections, pure soup. [Richardson 1885]

Teny iditra gôdra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] poti-javatra mitavana eny amin'ny vodi-tavoahangy misy betsabetsa (laron-toaka), fotaka malemy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra godra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Osa, marary vanin-taolana; malemy eo am-pitoerana tsy afa-mihetsika. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy feebleness about the joints. [Richardson 1885]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra godragodra ~ godraka

2017/12/07