Teny iditra godragodra (godra)
Sokajin-teny   anarana na mpamaritra
Famaritana malagasy   Osa, marary vanin-taolana; malemy eo am-pitoerana tsy afa-mihetsika. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   feebleness about the joints [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   faible dans les articulations, dans les jointures [Abinal 1888]
Voambolana  
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   godra

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/17