Teny iditra godraka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Osa, marary vanin-taolana; malemy eo am-pitoerana tsy afa-mihetsika. [1.1]
Tovy hevitra godra ~ godragodra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31