Teny iditra goga
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Antitra izaitsizy, tranainy, efa ela dia [...]
Mitovy hevitra: antitra ~ golagoay ~ konka ~ tranainy [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   aged. See konka, antitra. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   vieux. [Tankarana] [David 1952 (takila G)]

Teny iditra goga
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   vodihazo ngeza niongotra: Fairo ateto ny goga fa hamindroañe se aliña (Ento eto ny vodihazobe hatao kitay hamindroana raha alina) [Betsileo] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra Goga
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana malagasy   Goga [Baiboly]
Dikanteny anglisy   Gog [Baiboly]
Dikanteny frantsay   Gog [Baiboly]
Voambolana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10