Teny iditra gogo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Karazan-trondron-dranomamy manja matroka toa manopy manga ary tsy misy kirany; mafy ny tampon-damosiny ary ny lanilaniny misy nify matsilotsilo kely; halavany 70 sm (Arius madagascariensis). Ny gogo sy ny kotso ary ny tilapia dia matetika mainin' ny olona ho azo alefa amidy any lavitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a kind of fish [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Arius madagascariensis
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny gogo ity (1): Ambohigogo

Teny iditra gogo
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Sakalava] a species of crocodile [Richardson 1885]
Voambolana 

2013/12/18