Teny iditra goigoika (goika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feo sempotsempotra eo am-pitomaniana noho ny ranomaso arahln-tsentosento na eo ampitelemana rano sotroina. [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra goika

2009/10/08