Teny iditra gony
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Kitapo vita amin' ny rongonibe ampiasain' ny mpivarotra hasiana vary, sira, siramamy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a gunny sack, gunny sacking cloth [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sac en jute, étoffe en jute [Hallanger 1974]
Ny fihaviany Anglisy: gunny.
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra gony (gona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao gonina [fitanisana]

2015/09/07