Teny iditra goragora (gora)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Tsy mifatotra tsara, mifatotra malemilemy, mora vahana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   same as borabora [Richardson 1885]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   borabora

Teny iditra goragora
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Tankarana] venir, aller en grand nombre. [David 1952 (takila G)]
Fitovian-keviteny   borabora ~ gora

Teny iditra gôragôra
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Bezanozano] osa, kanosa [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10