Teny iditra | goran-damba | |
Singan-teny | gora ; lamba | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: valonana | |
Ohatra | Nisy goran-damba maro tao Marovato, afokasoka an-kesika, sira sy siramamy an-gony maro, toy izany koa ny entana sasantsasany hafa.
[2.472] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |