Teny iditra goraraika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feo re avy amin' ny fandehandehanan' ny rivotra na ny ranon-javatra any amin' ny lalan-kanina. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the noise of wind in the stomach. [Richardson 1885]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra koraraika

2009/10/13