Teny iditra gorodana (rodana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fandrarahana na fisotroana atao rodobe; [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   used for godana and kotrana [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   action de se précipiter, de tomber en quantité, d'aller tous à la fois, de descendre comme l'eau d'une cascade, les grains versés dans un trou à riz, action de boire d'un seul trait [Abinal 1888]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Teny iditra gorodana
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   pays troublé, faire du tapage à la maison. [Tankarana] [David 1952 (takila K)]
Fitovian-keviteny   godana ~ kotrana

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10