Teny iditra goyanina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. guyane] Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Goyana, Amerika atsimo, manara-tsisin' i Atlantika [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: guyane.

Teny iditra goyanina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mikasika an' i Goyana, an' i Goyana na avy any Goyana [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: guyane.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31