Teny iditra grady
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny tsirairay amin' ny ambaratongam-boninahitra isondrotan' ny miaramila; laharam-boninahitra [1.1]
 Laharam-piamboniana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Grade [1.13]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: grade.

Teny iditra grady
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ventin-drefin-joro [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Grade [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31