Teny iditra habahaba
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisalasalana tsy tapa-kevitra na handroso na hihemotra, na handeha na hijanona [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra habahaba
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy a present. [Richardson 1885]
Sampanteny 

Teny iditra habahaba
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] rotsirotsy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra habahaba
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] kavina lava [Rakotosaona 1972]

2012/02/14