Teny iditra habangana (banga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona banga, izany hoe nahafahana ny nifiny: Ny habangany no tsy ahaizany miteny tsara
Tsy fahampiana, tsy fahafenoana: Amin' izao nahalasanan' Itompokolahy izao, dia azo lazaina fa misy habangana lehibe eto amin' ny fokontany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05