Teny iditra haboka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   volon-doko fifangaroan' ny vony sy ny me [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   jaune d'orange [Abinal 1888]
   couleur jaune [Tankarana] [David 1952 (takila H)]
Ohatra   Razazalahy kosa, dia voatafin' ny akanjo volonondry fotsy ranoiray, nosinganin' ny sombin-damba mavo haboka nipentina ranombalahy nitsidika teo an-tratrany havia. [Andriamalala: Taolambalo, takila 21]
Sampanteny  
Fifanahafana   heza
   volo/colors/couleurs

Teny iditra haboka
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   orange-coloured silk. [Richardson 1885]
Sampanteny  

Teny iditra haboka (boka)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   fadeur [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo]

Teny iditra haboka (boka)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   lèpre [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10