Teny iditra hadihady (hady)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsy fisian-javatra na inona na inona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy many trenches
¶ fig. investigation. Compare hady [Richardson 1885]
Famaritana frantsay dont on a tout retiré, mis à nu, découvert [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ohatra Mbola azo ahoatra an' izany koa ny hadihady [Rabemolaly: Fary, takila 220]
Teny nalaina 

2017/06/18