Teny iditra |
hadilanana
(dilana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
(hadilañana) hadilalana, fiolahana an' elakela-bohitra [1.78]
|
| Toerana iva kokoa sady tery, anelanelan' ny havoana roa, ka toy ny andilana mampitohy azy roa ireo; tehezan-tany nakoan' ny riaka: Mahery ny rivotra an-kadilanana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A dell, a dingle, a dale; an isthmus. See dilana
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Défilé, arête servant de trait d'union entre deux montagnes [1.3]
|
| Col [1.5]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|