Teny iditra hadina (hady)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Loahana: Nohadin' ny riaka ny arabe ka be loadoaka
¶ Ongotana: Vomanga sa mangahazo no hohadina e?
¶ Fongarina, alaina (avy any anaty tany): Manjarano no nohadina teto taloha
¶ Dinihina, fotorana: Efa nohadin' ny mpamototra ny raharahanareo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be dug, to be made into a trench. [Richardson 1885]
 to be dug [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on creuse [Hallanger 1974]
Endriteny 
hadina
hadiko
hadinao
hadiny
hadintsika
hadinay
hadinareo
hadin'
hadin-
hadim-
hadi-
nohadina
nohadiko
nohadinao
nohadiny
nohadintsika
nohadinay
nohadinareo
nohadin'
nohadin-
nohadim-
nohadi-
hohadina
hohadiko
hohadinao
hohadiny
hohadintsika
hohadinay
hohadinareo
hohadin'
hohadin-
hohadim-
hohadi-
hadio

Teny iditra hadina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bezanozano] fiarahabana [Rakotosaona 1972]
Sampanteny 

2012/12/07