Teny iditra hadino
Sokajin-teny   matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy   tsy tsaroana: Hadinoko ny anaranao [...]
¶ tsy tsaroana ny niteny na ny nitondra: < [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   forgotten [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   oublié [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   dont on ne se souvient pas [Abinal 1888]
   pardonné [Abinal 1888]
Ohatra  
1Kanjo nony ampitso dia mbola hadinony ihany indray [Dahle: Angano, takila 74]
2Tsy ho hadinonay mandrakizay ny fitiavana nasehony anay [Rabary: Daty, takila 85]
Sampanteny  
Ny bikany  
hadino
hadinoko
hadinonao
hadinony
hadinontsika
hadinonay
hadinonareo
hadinon'
hadinon-
hadinom-
hadino
hadinoko
hadinonao
hadinony
hadinontsika
hadinonay
hadinonareo
hadinon'
hadinon-
hadinom-
ho hadino
ho hadinoko
ho hadinonao
ho hadinony
ho hadinontsika
ho hadinonay
ho hadinonareo
ho hadinon'
ho hadinon-
ho hadinom-

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/26