Teny iditra hadio (dio)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Hadion-damba re izany [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra hadiovana ~ fahadiovana

Teny iditra hadio (hady)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao hadina [fitanisana]

2017/07/05