Teny iditra hadisoana (diso)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Error, guilt, criminality, failure, deficiency [1.2]
 A mistake, an error; guilt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Faute [1.3, 1.8]
 Culpabilité [1.3]
 Erreur [1.8]
Ohatra 
1Hadisoana inona no nataony taminao? [2.270]
2Tsy misy olona azo sazina indroa noho ny hadisoana tokana ihany. [2.114]
3Noho izany, tsy tsaroako ho nahavita hadisoana tamin' ny vadiko sy ny zanako aho. [2.4]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : hadisoana, hadisoako, hadisoanao, hadisoany, hadisoantsika, hadisoanay, hadisoanareo, hadisoan', hadisoan-, hadisoam-, hadisoa-
Tovonana : -kadisoana, -kadisoako, -kadisoanao, -kadisoany, -kadisoantsika, -kadisoanay, -kadisoanareo, -kadisoan', -kadisoan-, -kadisoam-, -kadisoa-
Tovy hevitra fahadisoana
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20