Teny iditra hadrahadra (hadra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fijerena ambony raha mandeha; fihetsika miandranandrana noho ny avonavona na hatairana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy tossing of the head, a wild and ferocious look, a fierce and threatening appearance. [Richardson 1885]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra hadra

2017/06/17