Teny iditra hady
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Lavaka vita-Nanahary na nohadina tomanda [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a ditch, a trench, a moat, a fosse. [Mal. gato, Menangabow kati; toba hati.] [Richardson 1885]
   a pit, a hole, a ditch [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   fossé; action de creuser [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny hady itý (1): Tsaravavahady

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/19