Teny iditra hafa
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Tsy izy, tsy ny voalaza: Rakoto no namono ny mamba ka ny hafa no niravaka ny nifiny / Olon-kafa no nanao izany fa tsy izaho
¶ Tsy mitovy, tsy tahaka: Hafa itỳ satroka itỳ noho itsy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   different, another. [Richardson 1885]
   other, different [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   autre; différent [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Ohatra  
1Misy fomba hafa va? [Profita: Ranary, takila 39]
2Aza manao hira hafa; [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 306]
3Saingy ny hafa tsy izany. [Rabemolaly: Fary, takila 151]
Sampanteny  
Ny bikany  
hafa
-kafa
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/18