Teny iditra hafaingana (faingana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay vitesse, rapidité, célérité
¶ hafainganam-pihodina be indrindra: régime de rotation maximale. [Voambolana: Fizìka]
¶ hafainganam-pikoriana amin'ny ventim-potoana: vitesse de débit par unité de temps
¶ hafainganam-pikoriana isan'ora: vitesse de débit par heure [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra fahafainganana ~ hafainganana ~ halaky

2010/02/28