Teny iditra hafainganana (haingana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy rapidity, speed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rapidité, vitesse [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra fahafainganana ~ hafaingana

2010/02/28