Teny iditra hafatesana (faty)
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Hafatesana tsy heloka, havelomana tsy hitsiny. [2.558]
2Ka ny ao Toamasina, sy Mojanga sy Anorontsanga, hatramin'izay namelezany ireo izay, dia matetika izy no mamely bombo ny tanàna, ary miady amintsika, ka rafitra mafy ny ady, ka samy hafatesana, nany antsika; [2.59]
Haiendriteny 
Tsotra : hafatesana, hafatesako, hafatesanao, hafatesany, hafatesantsika, hafatesanay, hafatesanareo, hafatesan', hafatesan-, hafatesam-, hafatesa-
Tovonana : -kafatesana, -kafatesako, -kafatesanao, -kafatesany, -kafatesantsika, -kafatesanay, -kafatesanareo, -kafatesan', -kafatesan-, -kafatesam-, -kafatesa-
Tovy hevitra fahafatesana
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31